Teny iditra |
sisa
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny kely tafajanona amin' ny be efa lany na efa afaka: Nomen' Ikoto ny saka ny sisany. / Handeha kely izahay aloha, hoy ireto mpiasa, fa rahampitso mamita ny sisa ¶ Ny ambiny: Iny misy vola roanjato; alao amin' iny ny karamanao nitaona vato, ary dia avereno aty amiko ny sisa ¶ Ny tavela tsy voalaza: Andriamanitra no nanao ny olona, ny zavamaniry sy ny sisa [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | a remnant, a residue [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | reste, restant [Hallanger 1974]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
Sisa
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Kish [Baiboly]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qish [Baiboly]
|
Voambolana |
Mpitovy hevitra | |
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
Sisà
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Shisha [Baiboly]
|
Fanazavàna teny frantsay | Shisha [Baiboly]
|
Voambolana |
Teny nalaina |
|