Entrée 1/2 soba
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Taisaka] Sampona [1.78]

Entrée 2/2 soba
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sakalava] Soratr' omby tokam-bolo fa fotsy ny lohany sy ny siranandony [1.1]
  [Sihanaka] Omby fotsy loha sy kibo, olona sola na tsy be [1.78]
Analogues  Robes des boeufs

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31