Teny iditra Spilanthes
Sokajin-teny anarana
 Spilanthes acmella var. oleracea : kalombanda, kimalao, kimotodohambazaha, mangevitra, mangevitsa, mangevotsa
Spilanthes acmella : ahimafana, anamalahokely, felimafana, kimalaho, kimalaholahy, kimalao, kimalaoñala, kimotodoha, mangovitra, menavony, sarinanamalao
Spilanthes oleracea : anamalahobe, laho
Spilanthes oleraces : anamalaho
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/28