Teny iditra Sporobolus
Sokajin-teny anarana
 Sporobolus africanus : horomainty, horompotsy
Sporobolus centrifugus : kilanjy, kodrodritsa
Sporobolus elatior : mahitsia, matsia
Sporobolus festivus : ahitsiporitika, kilangy, lanjy
Sporobolus paniculatus : langonaombe
Sporobolus pyramidalis : ahikongona, horompotsy, kitaratasy, merakapaha, tohiana, toiana, tsiana, tsindrodrotra, tsindrota, tsodrodrotra
Sporobolus sp. : kilanjy
Sporobolus subtilis : kiky, kodrodritsa
Sporobolus virginicus : fandroalakana
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/28