Teny iditra Taisaka
Sokajin-teny anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy [ Antaisaka ] [Rajemisa 1985] Foko lehibe amin' ny morontsiraka atsimo atsinanana, monina amin' ny tany voafaritr' i Mananivo, avaratra; Itomampy sy Ionaivo, andrefana; ary lavibola, atsimo. Mizara ho zana-poko vitsivitsy ny Antaisaka, izay mitsinjara ho fianakaviana maromaro indray atao hoe kibory, Tanàndehiben' ny Antaisaka: Vangaindrano, Midongy atsimo
Fanazavàna teny frantsay [ Antesaka ] [Rajaonarimanana 1995] population du sud-est de Madagascar, qui [...] Mananivo et Iavibola (ville principale: Vangaindrano)
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila Tenim-pirenenana
Ohatra 
1 [Randriamamonjy: Tantara, takila 191] Tokony tamin' ny 1788 dia nisy ady nifanaovan' ny Zafisoro sy ny Antaisaka.
2 [Sibree: Island, takila 131] From the northern point of Madagascar down to the bay of Antongil the people appear to be allied to the Sakalava, but south of that bay come in succession the Betsimisaraka (of whom there are two chief divisions called respectively Anteva and Vorimo), the Betanimena (a little more inland), the Taimoro, the Taifasy, the Taisaka, the Tanosy, and the Tandroy, who reach down towards Cape St Mary, the southernmost point of Madagascar.

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/03