Teny iditra | tambahoaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975] [Mahafaly] kinaoly, olona zeny | |
Teny iditra | Tambahoaka | |
Sokajin-teny | anaram-poko | |
Fanazavàna teny malagasy | [ Antambahoaka ] [Rajemisa 1985] Anaram-poko kely, lazain' ny lovantsofina ho taranaky ny Arabo ary mitoetra manaraka ny morontsiraka atsimo atsinanana anelanelan' i Sakaleona sy Namorona. Renivohiny: Mananjary | |
Fanazavàna teny frantsay | [ Antambahoaka ] [Rajemisa 1966] petite tribu qu'on dit être issue des Arabes et qui longe la côte est entre la Sakaleona et la Namorona. Ville principale: Mananjary. Leur nombre est très peu élevé: 22 304. | |
[ Antambahoaka ] [Rajaonarimanana 1995] population du sud-est de Madagascar, qui [...] Sakaleona et Namorona (ville principale: Mananjary) | ||
Voambolana | Tantara: firenena | |
Tsipelina hafa | Antambahoaka | |
Tsanganana sy sary iray takila | Tenim-pirenenana | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/11/27 |
![]() |