Teny iditra Tanala (t~, any, ala)
Sokajin-teny anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Foko lehibebe, mitoetra amin' ny tany misy ny havoanan' Ikongo rakotr' ala izay manapaka azy hatrany avaratra ka hatrany atsimo, ary voafaritry ny tanin' ny Betsileo, andrefana; ny Betsimisaraka sy ny Antambahoaka, sy ny Antaimoro ary ny Antaifasy, atsinanana, ary ny ony Manampatrana, atsimo; mivelona amin' ny vokatry ny ala ny Tanala; tanàn-dehibe: Ambohimanga atsimo, Ivohibe, Ifanadiana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] the dwellers in the forests.
Fanazavàna teny frantsay  [Rajaonarimanana 1995] populations forestières du sud-es [...]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila Tenim-pirenenana

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/08