Teny iditra | Tankarana (t~, any, harana) | ||||
Sokajin-teny | anaram-poko | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [ Antankarana ] Foko kely amin' ny tendrony avaratr' i Madagasikara, izay mitoetra amin' ny tany manaraka ny tsipika tomandavana avy eo Ampasimena (andrefana) ka hatrany Vohemaro (atsinanana); mpiompy sy mpamboly ny Antankarana. Tanàn-dehibe: Antsiranana, Vohemaro [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [ Antankarana ] those who dwell in the northern part of the island. [Richardson 1885] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [ Antankarana ] tribu qui occupe le nord de l'île, suivant une ligne qui irait d'Ambato, à l'ouest, à Vohemar à l'est. Débarqués sur la côte est à une époque difficile à préciser, les ascendants de cette tribu seraient montés vers le nord dans l'Androna, puis, sous les poussées successives des Hova et des Sakalava, dans le Boina et le long de la côte nord-ouest jusque dans la presqu'île d'Ampasimena, pour s'établir en définitive aux abords des monts de l'Ankarana, d'où leur nom. C'est une peuplade d'excellents pasteurs et de cultivateurs. Ville principale: Diego-Suarez. Leur nombre s'élèverait seulement à 41 895. [Rajemisa 1966] | ||||
population de l'extrême sud de Mad [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995] | |||||
Voambolana | Tantara: firenena | ||||
Tsipelina hafa | Antakarana [Schrive: Antankarana] ~ Antankarana [Rajemisa 1985, Richardson 1885, Rajemisa 1966, Randriamamonjy: Tantara] | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Tsanganana sy sary iray takila | Tenim-pirenenana | ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/11/08 |
![]() |