Teny iditra Tanosy
Sokajin-teny anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy [ Antanosy ] [Rajemisa 1985] Foko lehibebe amin' ny tendron' ny Nosy atsimo atsinanana indrindra; voalaza ho taranaky ny Arabo koa ny Antanosy, toy ny Antaimoro, fa niely tamin' ireo nosy madinika manodidina; ny tany onenany betsaka indrindra ankehitriny dia eo anelanelan' i Masihanaka sy Mandrare; renivohiny: Tolañaro
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] an islander; the name of a tribe on the south-east coast.
Fanazavàna teny frantsay  [Rajaonarimanana 1995] population de l'extrême sud-est de [...]
 [ Antanosy ] [Rajaonarimanana 1995] population du sud-est de Madagascar, qui [...] Masihanaka et Mandrare (ville principale: Tolañaro)
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Tenim-pirenenana
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/22