Teny iditra Tantaran > tantara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fahalalana ny zava-niseho tamin' ny andro lasa: Mampianatra antsika zavatra maro ny tantarampirenena
¶ Filazana fitohitohizan-javatra, andraisan' olona anjara, tena nisy marina na noforomporonin' ny saina fotsiny: Tia mihaino tantara ny ankizy
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] a story, a tale
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] histoire, conte; l'histoire
Voambolana 
Sampanteny 
Haiendriteny 
tantara
tantarako
tantaranao
tantarany
tantarantsika
tantaranay
tantaranareo
tantaran'
tantaran-
tantaram-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 14] Tsy ahoany loatra izay tantara sy anganon-drainy
2 [Callet: Tantara, takila 8] Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy
3 [Andraina: Mitaraina, takila 224] Ny mba tantaran' ny tanindrazanareo, tsy ampy raviny roa na telo amin' ny boky fianarana tantaram-pirenena fampiasa amin' ny kilasy ambony.
Teny nalaina 

Teny iditra Tantaran > tantarana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Filaharan-javatra mahitsy ohatra ny miaramila na ny boky mitandahatra amin' ny fitoeram-boky
Sampanteny 

Teny iditra Tantaran > tantarana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Filaharan-javatra mahitsy ohatra ny miaramila na ny boky mitandahatra amin' ny fitoeram-boky
Sampanteny