Teny iditra Toamasina (toa, masina)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Ohatra 
1Tsy mihoatra an' Toamasina mianatsimo na oviana na oviana ny sambolay! [Andriamalala: Ranomasina, takila 44]
2Vao vita kelikely ny lalam-by Antananarivo-Toamasina, dia nasiany sampana avy ao Moramanga mankany amoron' Alaotra. [Andraina: Mitaraina, takila 63]
Fangi-bolantany -13.35, 49.75
-18.1666667, 49.3833333
Haianarantany toa, masina

Teny iditra Toamasina (toa, masina)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay nom français: Tamatave [3.1]
Voambolana 
Fangi-bolantany -18.1666667, 49.3833333
Haianarantany toa, masina
Sary 

Teny iditra Toamasina
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra telo ao anatiny: Analanjirofo, Alaotra Mangoro, Atsinanana [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny faritany enina
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31