Teny iditra |
tompo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Olona manana fahefana amin' ny hafa ka afaka hampanao azy ny sitrapony sy mibaiko azy: Tompoko angaha ianao no ndeha handidy sy hibaiko ahy ¶ Enti-milaza ny olona izay manana ny zavatra iray tenenina: Tsy fantatra ny tompon' ity boky ity ¶ Enti-milaza koa an' Andriamanitra na i Jesoa Kristy: Amin' ny alalan' i Jesoa Kristy Tompontsika ¶ Fitanana mafy ny hevitry ny tena ho marina [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | master, owner; sir [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | maître, propriétaire [Hallanger 1974]
|
Sampanteny |
Haiendriteny |
tompo
tompoko
tomponao
tompony
tompontsika
tomponay
tomponareo
tompon'
tompon-
tompom-
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
Lahatsoratra |
Haianarantany |
|
|
Teny iditra |
Tompo
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Tompo [Baiboly]
|
| Lord [Baiboly]
|
Fanazavàna teny frantsay | Seigneur [Baiboly]
|
Voambolana |
Lahatsoratra |
|