Teny iditra valo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fito ampiana iray: Efatra ampiana efatra valo
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] eight
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974] huit
Marika iraisam-pirenena  [3.1] 8
VIII
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Ohatra 
1 [Andriamalala: Ranomasina, takila 63] Tsy latsaka ny fito ambin' ny folo na valo ambin' ny folo kilao, hoy Raboto.
2 [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 151] Soavaly valo no mipitrapitra sy mijaridina tsara toa miandry fotoana izay hiantsoana azy hiasa.
3 [Andriamalala: Zazavavindrano] Vao valo taona angamba aho, ary efatra izy?
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny valo ity (5)
Ankilivalo
  Ankilivalokely
  Kilivalo
  Madirovalo
  Talatavalo
 

Teny iditra valo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] fiovana ho tsara, baboka, fifonana
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] changement en bien, repentir, action de demander pardon, de s'excuser
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra valo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] (dans son sens général, ce mot signifie : repentir, action de demander pardon). Nom donné à des arbres à écorces fibreuses, très solides, qui servaient dans le passé à lier les captifs. C'est probablement l'origine de leur nom. Parmi les très nombreuses espèces ainsi désignées, nous avons relevé suivant les dialectes :
  • (tanosy) Dombeya anakaensis Arènes ; réf. Service Forestier 4516 ; et Dombeya danguyi Hochr. (Malvaceae). Un humoriste donne aussi ce nom à Neuropeltis sp. (Convolvulaceae), liane dont les tiges n'ont aucune solidité.
  • (Tsimihety) Dombeya ambalabeensis Arènes, réf. Service Forestier 4548 ; et Dombeya laurifolia (Bojer) Baill., d'après d'Alleizette 1272.
Voir aussi les dérivés que nous énumérons.
Voambolana 
Anarana siantifika Dombeya albisquama, Dombeya ambalabeensis, Dombeya anakaensis, Dombeya danguyi, Dombeya dichotomopsis, Dombeya floribunda, Dombeya lucida, Dombeya sahatavyensis, Dombeya spectabilis, Dombeya valou, Thespesia populnea

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/26