Teny iditra Vazimban > vazimba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] fasana efa ela tsy fanta-tompo

Teny iditra Vazimban > vazimba
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Olona na zavatra kely loha sady fisaka: Fantsika loham-bazimba
Sampanteny 

Teny iditra Vazimban > Vazimba
Sokajin-teny anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Olona fohy sady kely, nonina tamin' ny tanin' ny Merina fahizay ary nivavahan' ny olona sasany sy nohajainy ny fasany taty aoriana
Voambolana 
Teny nalaina 