Teny iditra |
vezo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
vezo
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
voiso [Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
Vezo
|
Sokajin-teny | anaram-poko
|
Fanazavàna teny malagasy | Zana-poko madinika sakalava, atsimo andrefana, malaza amin' ny fahaizana rano ka ny fanjonoana indrindra no antom-pivelomany [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | nom d'une tribu du sud-ouest de Madagascar [Abinal 1888 takila 831]
|
| nom d'une population de pêcheurs d [...] ¶ Sakalava vezo: les pêcheurs [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
|
Voambolana |
Mpanahaka |
Masikoro ~
Sakalava ~
Vezom-potaka |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|