Teny iditra | voambolana | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitambaran' ny teny rehetra fampiasa amin' ny sampam-pahaizana iray ¶ Rakibolana nofintinina [Rajemisa 1985] | ||||
voanteny fampiasa manokana amina seha-pahalalana na sehatrasa ¶ boky mirakitra ny tanisateny fampiasa manokana eo amin' ny sehatra iray ka amin' izany ny teny iditra tsy voatery anolorana ny fahalalana rehetra mety ilain' ny mpampiasa ¶ lisitra araka ny abidia sy fanazavana ny voambolan-tsehatra manokana, ohatra momba ny tranomboky, nampiasana teo anatin' ny boky [Akademia 2005] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | lexique [SLP 1986] | ||||
vocabulaire [Rakotonaivo 1993, Deverchin: Dictionnaire] | |||||
Voambolana | Haiteny | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Mpanahaka | voanteny | ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |