Teny iditra ababy (baby)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Atao am-babena
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] used of the person or thing carried on the back.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] A porter, qu'on met sur le dos
Haiendriteny 
ababy
ababiko
ababinao
ababiny
ababintsika
ababinay
ababinareo
nababy
nababiko
nababinao
nababiny
nababintsika
nababinay
nababinareo
hababy
hababiko
hababinao
hababiny
hababintsika
hababinay
hababinareo
ababeo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31