Teny iditra abado
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Ravelojaona 1937 takila A.21] sakivy
  [Rakotosaona 1975] [Betsileo] soherin-jorery (anaty tany), tsikovopotsy: Laitsa ny kilonga mangady abado fa tsa mba miasa koa (Variana mihady tsikovopotsy ny ankizy fa tsy mba miasa intsony)
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31