Teny iditra abaka (baka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Atao mibaka, mihataka toy ny rantsan' ny tarehin-tsoratra V: Abakao ity hazo ity hanaova ho filesy
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] used of anything to be made to diverge, as in baka.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] Qu'on fait diverger, à faire diverger
Haiendriteny 
abaka
abako
abakao
abany
abatsika
abakay
abakareo
nabaka
nabako
nabakao
nabany
nabatsika
nabakay
nabakareo
habaka
habako
habakao
habany
habatsika
habakay
habakareo
abakao

Teny iditra aka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] abaque
Voambolana 
Mpanahaka  hitsidika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31