Teny iditra abaka (baka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao mibaka, mihataka toy ny rantsan' ny tarehin-tsoratra V: Abakao ity hazo ity hanaova ho filesy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy used of anything to be made to diverge, as in baka. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on fait diverger, à faire diverger [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny abaka, abako, abakao, abany, abatsika, abakay, abakareo
Ny lasa nabaka, nabako, nabakao, nabany, nabatsika, nabakay, nabakareo
Ny hoavy habaka, habako, habakao, habany, habatsika, habakay, habakareo
Filaza mandidy abakao

Teny iditra aka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay abaque [1.13]
Voambolana 
Mpanahaka  hitsidika

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/13