Teny iditra abakabaka
Sokajin-teny anarana
Ohatra  [Razakandraina: Asa izany] Ny masonao no itiavako iny abakabaka iny / Sa ny masonao no tiako dia ny abakaba-manga!

Teny iditra abakabaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [http://www.nhm.ac.uk] a species of moth. Abakabaka fuliginosa, Saalmüller 1884
Voambolana 
Anarana siantifika Abakabaka fuliginosa, Abakabaka phasiana

Teny iditra Abakabaka
Sokajin-teny anarana
 Abakabaka fuliginosa : abakabaka
Abakabaka phasiana : abakabaka
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/13