Teny iditra abalabala (balabala)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Ampiasaina hatao bala
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] to be thrown as a ball or stone. See toraka.
Haiendriteny 
abalabala
abalabalako
abalabalanao
abalabalany
abalabalantsika
abalabalanay
abalabalanareo
nabalabala
nabalabalako
nabalabalanao
nabalabalany
nabalabalantsika
nabalabalanay
nabalabalanareo
habalabala
habalabalako
habalabalanao
habalabalany
habalabalantsika
habalabalanay
habalabalanareo
abalabalao

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31