Teny iditra abaliaka (baliaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Atao mibaliaka, misokatra be, mibalela-bozona (akanjo)
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] Qu'on écarquille, qu'on rend décolleté
Haiendriteny 
abaliaka
abaliako
abaliakao
abaliany
abaliatsika
abaliakay
abaliakareo
abaliak'
abalia-
nabaliaka
nabaliako
nabaliakao
nabaliany
nabaliatsika
nabaliakay
nabaliakareo
nabaliak'
nabalia-
habaliaka
habaliako
habaliakao
habaliany
habaliatsika
habaliakay
habaliakareo
habaliak'
habalia-
abaliaho

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31