Teny iditra abanabana (banabana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Atao mibanabana, mivoha na misokatra tanteraka: Abanabanao ny varavarambe sy varavarankely fa manempotra izany fofon' arina izany
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] used of the door opened.
Haiendriteny 
abanabana
abanabako
abanabanao
abanabany
abanabantsika
abanabanay
abanabanareo
nabanabana
nabanabako
nabanabanao
nabanabany
nabanabantsika
nabanabanay
nabanabanareo
habanabana
habanabako
habanabanao
habanabany
habanabantsika
habanabanay
habanabanareo
abanabanao

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31