Teny iditra abanabanao (banabana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana abanabana [fitanisana]
Ohatra  [Rajemisa 1985] Abanabanao ny varavarambe sy varavarankely fa manempotra izany fofon' arina izany

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31