Teny iditra abaribario (baribary (bary))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana abaribary [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]
Ohatra  [Rabemolaly: Fary, takila 131] Amin' ny famintinanao ity tononkalo ity amin' ny andalana vitsivitsy dia abaribario tsara ny foto-kevitra tian' ny mpanoratra haseho.

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/09