Teny iditra abaribary (baribary (bary))
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Sokafana tsara
¶ Aseho miharihary tsy misy miafina: Nabaribarin' ny mpitsara ny heloka vitan-dRakoto
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] to be made clear or bright
  [Hallanger 1973] to be made public, to be made known
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Hallanger 1974] qu'on écarquille
  [Abinal 1888] à écarquiller
  [Hallanger 1974] qu'on expose à la vue; être rendu public; qu'on révèle
Haiendriteny 
abaribary
abaribariko
abaribarinao
abaribariny
abaribarintsika
abaribarinay
abaribarinareo
abaribarin'
abaribarin-
abaribarim-
nabaribary
nabaribariko
nabaribarinao
nabaribariny
nabaribarintsika
nabaribarinay
nabaribarinareo
nabaribarin'
nabaribarin-
nabaribarim-
habaribary
habaribariko
habaribarinao
habaribariny
habaribarintsika
habaribarinay
habaribarinareo
habaribarin'
habaribarin-
habaribarim-
abaribario
Ohatra 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 166] Ny masony fotsiny no nabaribariny toa mba olona nianatra sy mahay mamaky teny ery
2 [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 37] Bikàna izy, fa ny fihetsiny tsy rototra sy ny habaribarin' ny masony feno fihantsiana hafahafa no efa nanintona tovovavy maro indrindra.
3 [SeFaFi , 2012/05/24] Tsy maintsy lazaina mazava ho fanta-bahoaka ny iraka ampanaovina azy ireo ary tsy maintsy abaribary hoe ohatrinona marina ny sazy naloa sy ny lalana nomban' ny entana nogiazana.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31