Teny iditra |
abidý
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Fitambaran'ny tarehintsoratra misy amin'ny fitenim-pirenena iray:
Misy tarehintsoratra iraika amby roapolo amin'ny abidy malagasy:
a, b, d, e, f, g, h, i, j, k, l, m, n, o, p, r, s, t, v, y, z. ¶ Ny fotopototry ny zavatra na ny fahaizana iray, ny antonjavatra resahina
na lazaina:Miteniteny momba ny bomba atomika Rangahy io, kanefa tsy mahalala
ny abidin'izany akory. ¶ Ny ambaratongam-pianarana ambany indrindra ianaran'ny ankizy manambatra tarehintsoratra, manao bi-a-ba:
Efa kilasy fahafiry izao ilay faralahinao? --
Mbola ao amin'ny abidy ny anao ko. |
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885]
The name of the Malagasy Alphabet,
so called from the names of the first three letters |
| [Hallanger 1973]
The alphabet |
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888]
Nom de l'alphabet malgache |
| [Rakotonaivo 1993, Rajaonarimanana 1995]
alphabet |
| [Hallanger 1974]
L'alphabet |
| [Deverchin: Dictionnaire]
(un) alphabet.
Miainga amin' ny ab [...] |
Fanazavàna teny italianina | [Profita 1969]
Alfabeto |
Fanazavàna teny alemà | [Bergenholtz 1991]
Alphabet. Von der Westgriechen stammt das lateinische Alphabet
und damit auch unsere heutige Schrift.
Zavatra alahatra araka ny abidỳ:
etwas nach dem Alphabet ordnen. Synonym: Buchstabenreihe (f), ABC. |
Tsipelina hafa |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Ohatra | 1 | [FOFAFIPE: Rosovola, takila 105]
Sorabe: teny malagasy nosoratana amin' ny abidy arabo
|
2 | [Rabary: Daty, takila 193]
Maniry mafy izahay mba hahazo fianarana abidy sy manambatra ary fianarana hamany teny.
|
3 | [FOFAFIPE: Tongavola, takila 4]
Fanehoana an-tsary ireo abidy sy fanolorana ireo mpandray anjara fototra ao amin' ireo lahatsoratra no mamaky lay ny boky.
|
|
Teny nalaina |
Sary |
|
|
Teny iditra |
abidy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975]
[Betsimisaraka]
Vavy antitra |
| [Samson 1965]
[Betsimisaraka]
Antibavy |
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
abidy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975]
[Betsileo]
andevo
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
abidy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885]
A provincial name for a water-bird. |
Fanazavàna teny frantsay | [David: Dialectes (takila A)]
[Tankarana]
Nom d'un oiseau aquatique. |
Voambolana |
|