Teny iditra abidy samy hafa (abidy, samy, hafa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy zavatra tsy mitovy velively, tsy mifandray lany tendro, samy manana ny antony, sasanangy samy hafa [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31