Teny iditra abily
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taimoro] andevo, mpanompo
  [Rajemisa 1985] olon-dratsy, jiolahin' olona, karin' olona
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Provincial] A slave. Probably connected with vily, mivily, prov. Form of mividy, to buy. [Ar. abid, and iba'd. Heb. ebed.]
  [Richardson 1885] [Merina] a term of reproach in Imerina.
Sampanteny 
Haiendriteny 
abily
abiliko
abilinao
abiliny
abilintsika
abilinay
abilinareo
abilin'
abilin-
abilim-
Mpitovy hevitra adobo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31