Teny iditra aboaly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara] vitsika, votry
Fanazavàna teny frantsay  [David: Dialectes (takila A)] [Tankarana] nom d'une espèce d'insecte, termite ( votry).
Voambolana 
Mpitovy hevitra aboalina ~ votry
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny aboaly ity (1): Maroaboaly

Teny iditra aboaly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taifasy, Taisaka] tranom-bitsika
Fanazavàna teny frantsay  [David: Dialectes (takila A)] [Tankarana] termitière
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31