Teny iditra | abony | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | fandrisihana na fandroboana olona hanao zavatra tian' ny tena hataony ¶ famokisana hanao zavatra na tsara na ratsy, fa indrindra ny zavatra ratsy ¶ fitaka atao olona an-kafetsena [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Fourberie, cajolerie [Abinal 1888] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Haiendriteny |
| ||||
Tsipelina hafa | abosy ~ ambosy | ||||
Mpitovy hevitra | bony | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |