Teny iditra adabaraha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [ Adaba ] [Ravelojaona 1937 takila A28] [Sakalava] anaram-bintana kely eo amin' ny vintana reniny, na reni-vintana
Fanazavàna teny frantsay  [Decary: Divination]
Mpanahaka  sikidy
 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/24