|
|
|
|

Entrée1  adaladala (adala)
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
Explications en malgache  7  enti-milaza olona kely saina, tsy misy loha, fatra-panaonao foana sady miseho ho bado, tsy mahazo tsara na oviana na oviana izay lazaina aminy: adaladala ilay vahinin-dry zareo ato atsimo: nahazo vorona izy, ka ny volom-bodiny no nongotany fa tsy ny elany, ka lasa nanidina ilay vorona [1.1]
Explications en français  8  étourdi, un peu fou [1.3, 1.5]
9  insolent [1.5]
Exemples  10  Toa adaladala no fihevitr' izay nanontaniako ahy! [2.5]
11  Tahaka ny adaladala indray ny olona nahita izany rehetra izany. [2.472]
12  fa be adaladala ny olona taloha, tsy mba tahaka ny hendry ankehitriny. [2.48]
Morphologie 
13  Simple :
Analogues  14  misy kely, nahafahana, kaondrana, vendrana, tangoarara, fondrana, baibo, zanakalo, tsy tohinina, manangan-tsampona, toraiky, ondranondranana, kidramadrama, manondrana, manasatsasaka, mirendrirendry, mitanendrinendrina, mitandrantandrana, mitondrantondrana, mitondrintondrina, mitondrendrena
Titres 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot adaladala

Mis à jour le 2023/08/12