Teny iditra adidina (adidy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tsinina, omena tsiny
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] To be charged with responsibility, to be liable to be blamed for, censured.
  [Hallanger 1973] to be blamed
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] Qu'on blâme, qu'on censure
  [Hallanger 1974] qu'on blâme
Haiendriteny 
adidina
adidiko
adidinao
adidiny
adidintsika
adidinay
adidinareo
adidin'
adidin-
adidim-
adidi-
nadidina
nadidiko
nadidinao
nadidiny
nadidintsika
nadidinay
nadidinareo
nadidin'
nadidin-
nadidim-
nadidi-
hadidina
hadidiko
hadidinao
hadidiny
hadidintsika
hadidinay
hadidinareo
hadidin'
hadidin-
hadidim-
hadidi-
adidio

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31