|
|
|
|

Entrée (1/3)1  adidy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Zavatra tsy maintsy atao takin' ny raharaha iandraiketana, ny toerana misy ny tena na ny fifandraisana amin' ny hafa: Adidin' ny mpitondra ny mifehy tsara ny firenena sy manao izay hampanan-karena ny tany./ Tsarovy fa adidinao manankanaovana ny manampy ireo fadiranovana
4  henatra, andraikitra
5  Tsiny, soketa: Manana adidy ianao raha manao izany
6  Zavatra ekena hatao mba ho fanasoavana ny hafa: Ny adidy tsy an' olon-dratsy. [1.1]
7  zavatra tokony hotanterahina ka ananan-tsiny ny tsy fahavitana azy [1.13]
Explications en anglais  8  responsibility; blame, censure [1.2, 1.7]
9  something for which one is held responsible. See andraikitra [1.2]
Explications en français  10  devoir [1.3, 1.8, 1.13, 1.5]
11  responsabilité [1.3, 1.8, 1.5]
12  blâme, censure [1.3, 1.8]
Exemples  13  adidinao ny mifehy tsara ny fianakavianao (Votre devoir est de bien gouverner votre famille) [1.3]
14  adidinao ny ahatongavan' ireo mpiasa ireo (Vous êtes responsable de l'arrivée de ces ouvriers) [1.3]
15  Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa. [2.470]
Vocabulaire  16  Philosophie
Morphologie 
17  Simple :
Dérivés 
18  Verbes actifs :
19  Verbes passifs :
20  Verbes relatifs :
21  Noms :
Synonymes  22  fondro, soketa, tsiny
Mots composés 
Titres 
Proverbes  34  Proverbes contenant le mot adidy

Entrée (2/3)35  adidy
Radical  36  didy
Partie du discours  37  verbe passif
Explications en malgache  38  Entina mandidy, ampiasaina handidiana: Aza dia ny vohon'antsy re no adidy itỳ voasary e! [1.1]
Explications en anglais  39  used of that with which anything is cut [1.2#114]
Explications en français  40  avec quoi on coupe, on découpe: Io antsy io no adidinao ny vorontsiloza (C'est avec ce couteau que vous devez découper le dindon) [1.3]
Morphologie 
41  Présent :
42  Passé :
43  Futur :
44  Impératif :
Proverbes  45  Proverbes contenant le mot adidy

Entrée (3/3)46  adidy
Partie du discours  47  nom
Explications en malgache  48  fanambarana fa tanin'olona, kalo [Taisaka] [1.78]

Mis à jour le 2024/01/26