Teny iditra | adrisa | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Anarana ilazana ny vavy amin' ny karazam-balala iray, izay atao hoe aketa ny lahy; ny adrisa dia vaventiventy mahafinaritra ary misoratra vony sy mainty ny tenany [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | a species of locust, the female of the aketa. [Richardson 1885] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Sauterelle, la femelle de l'Aketa [Abinal 1888] | ||||
espèce de sauterelle femelle, dont le mâle est l' aketa [3.1] | |||||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | ||||
Mpanahaka | valala | ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny adrisa io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |