|
|
|
|

Entrée aely (ely)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Aparitaka, ahahaka: Naelin' ny akoho ny fako
Aparitaka atao fantatry ny olona rehetra: Naelin-dRakoto sahady ilay vaovao momba ny fanadinana [1.1]
Explications en anglais To be scattered, to be disseminated [1.7]
Explications en français Qu'on disperse, qu'on dissémine, parsème, éparpille /m:txt> [1.8]
Exemples Borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao [2.508]
Morphologie 
Présent : aely, aeliko, aelinao, aeliny, aelintsika, aelinay, aelinareo, aelin', aelin-, aelim-
Passé : naely, naeliko, naelinao, naeliny, naelintsika, naelinay, naelinareo, naelin', naelin-, naelim-
Futur : haely, haeliko, haelinao, haeliny, haelintsika, haelinay, haelinareo, haelin', haelin-, haelim-
Impératif : aelezo

Mis à jour le 2024/08/26