Teny iditra | afa-jaza (afaka, zaza) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | niteraka zaza izay mbola tsy ampy andro ka maty (raha latsaka ny enimbolana an-kibo ilay zaza, dia atao hoe vaky manta no filaza an-dreniny afa-jaza) [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | [zaza, a child.] Used of abortion or miscarriage. [Richardson 1885] | |
having a miscarriage [Hallanger 1973] | ||
Fanazavàna teny frantsay | ayant avorté [Hallanger 1974] | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny afa-jaza io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |