Teny iditra afatraiña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] laron-toaka, hoditrazo totoina ampiarahina amin'ny toaka mba hampahery azy sy hamasaka azy [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (de fatra = la juste mesure ; nom général des écorces amères utilisées pour la préparation de boissons fermentées par des artisans spécialisés). Euodia fatraina H. Perrier et Euodia madagascariensis Baker (Rutaceae). Ces écorces ont des propriétés euphorisantes.
¶  [Betsimisaraka] vieux (non usité aujourd'hui) : Samadera indica Gaertn.(Simaroubaceae). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Euodia fatraina, Euodia madagascariensis, Samadera indica

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31