Teny iditra afa-trosa (afaka, trosa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy nahaverina ny trosan' olona
¶ enti-milaza koa ny zazalahy voafora [Rajemisa 1985]
 nahavita ny trosa
¶ ilazana koa ny zaza efa voafora [Akademia 2005]
Fanazavàna teny frantsay enfant circoncis: comme quelqu' un qui a payé ses dettes [Veyrières 1913]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31