Teny iditra afa-tsy (afaka, tsy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] ivelan' ny, ankoatra ny: Tonga daholo ny mpianatra rehetra afa-tsy i Jaona kely
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] except
Fanazavàna teny frantsay  [Malzac 1893 takila 764] sinon: Milaza inona moa hianao, afa-tsy teny faniratsirana? (Que dites-vous, sinon une injure?)
  [Rajaonarimanana 1995] excepté, si ce n'est
  [Rakotonaivo 1993 takila 868] sinon
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31