Teny iditra afenana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taimoro] sandry
  [Rajemisa 1985] Lanton-tanana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] the arm from the elbow to the wrist. The upper part of the thigh. Among the Sakalava it is used as a synonym for atrehana (atrika.) (Prov.)
Fanazavàna teny frantsay  [David: Dialectes (takila A)] [Tankarana] avant-bras ; pliant du haut de la cuisse.
Voambolana 
Teny nalaina 

Teny iditra afenana
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taimoro] tandrify, manatrika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31