Entrée | afenina (afina) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Atao tsy hitan' ny olona: Nafenin' ny namany ny satrok' Isambilo ka nitomany ny anao lahy Tanana ho tsiambaratelo: Mbola nafenina aloha ny niambohoan' ny mpanjaka sao mikorontana ny vahoaka Alevina (filaza amin' ny mpanjaka): Rehefa avy nafenina ny Masina, dia niandry izay ho dimbiny ny ambanilanitra [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be hidden, to be concealed, to be put in secret; to be buried, in speaking of a deceased sovereign. [1.2] | ||||||||
To be concealed [1.7] | |||||||||
Explications en français | Que l'on cache [1.3, 1.8, 1.5] | ||||||||
Sur quoi on garde le secret [1.3] | |||||||||
Qu'on recèle [1.8] | |||||||||
Exemples |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||||
Citations | Textes citant afenina | ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot afenina | ||||||||
Anagrammes |
Mis à jour le 2023/01/19 |
![]() |