Entrée |
afina
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanaovana zavatra amin' ny toerana tsy hitan' ny olona, fitanana zavatra tsy ho fantatr' olona:
Ataovy tsara afina ireo firavaka sarobidy ireo fa sao misy mangalatra [1.1]
|
Explications en anglais | Root not used except in reduplication, as tia afinafina. To love doing things in secret. [1.2]
|
| Concealment [1.7]
|
Explications en français | Etat de ce qui est caché, couvert, dérobé à la vue, recèlement: Ataovy tsara afina ny vola (Cachez bien l'argent) [1.3]
|
Exemples | Efa lasa ela ihany ny mpanenjika ary efa afina vao niala vao nianavaratra ho ao Andranonanahary Ingahy Dany.
[2.588]
|
Morphologie |
Simple : |
afina,
afiko,
afinao,
afiny,
afintsika,
afinay,
afinareo,
afin',
afin-,
afim-,
afi- |
|
Dérivés |
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
afina
(fina)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Explications en anglais | [Provincial]
Used of that pressed close, as the nose in being blown [1.2]
|
Morphologie |
Présent : |
afina,
afiko,
afinao,
afiny,
afintsika,
afinay,
afinareo,
afin',
afin-,
afim-,
afi- |
Passé : |
nafina,
nafiko,
nafinao,
nafiny,
nafintsika,
nafinay,
nafinareo,
nafin',
nafin-,
nafim-,
nafi- |
Futur : |
hafina,
hafiko,
hafinao,
hafiny,
hafintsika,
hafinay,
hafinareo,
hafin',
hafin-,
hafim-,
hafi- |
Impératif : |
afinao |
|
|