Teny iditra afo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] jiro, vain' afo
  [Rajemisa 1985] Fivoahan-kafanana sy hazavana miaraka, atera-javatra anankiroa: ny iray mety mirehitra (hazo, arina, bozaka...) ary ny iray tsy hita maso ao anatin' ny rivotra atao hoe oksizena, izay mandoro mahamay: Latsaka ny hariva ka efa mampirehitra afo ny olona
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] fire
¶ fig. Calamity. [Found in many Mal. Arch. and Polyn. Languages, as api, yafo, yaf, apin, etc.]
  [Hallanger 1973] fire
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] Feu; fig. calamité
  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] lampe; braise
  [Hallanger 1974] feu
Sampanteny 
Haiendriteny 
afo
afoko
afonao
afony
afontsika
afonay
afonareo
afon'
afon-
afom-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 148] Maty ny afo tao am-patana.
2 [Andraina: Mitaraina, takila 215] Nampirehitra afo ry zareo, ary tamin' izany no nisakafoany sy namindroany.
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny afo ity (1): Ambatoafo

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30