Teny iditra |
agadra
(gadra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Entina mamatotra amin' ny gadra, ampiasaina hamatorana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | used of the chains or fetters employed. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Dont on se sert pour attacher [1.3]
|
Haiendriteny |
agadra
agadrako
agadranao
agadrany
agadrantsika
agadranay
agadranareo
agadran'
agadran-
agadram-
| |
nagadra
nagadrako
nagadranao
nagadrany
nagadrantsika
nagadranay
nagadranareo
nagadran'
nagadran-
nagadram-
| |
hagadra
hagadrako
hagadranao
hagadrany
hagadrantsika
hagadranay
hagadranareo
hagadran'
hagadran-
hagadram-
| |
agadrao | |
|
|