Teny iditra agoagaga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry ampiasaina ho fanafody fanalefahana sy fampitoniana ny hirifirin' aretina ( Nymphaea lotus) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Nymphaea lotus L. (Nympheaceae). Tubercules à propriétés calmantes, antiaphrodisiaques, non alimentaires. Fruits et graines comestibles. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Nymphaea lotus

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31