Teny
Anaran-tsamirery
Eva
Fitenim-paritra
Voambolana
Sokajin-teny
Fototeny
Sampanteny
Ohabolana
Haianarantany
Rakibolana
Fitsipi-pitenenana
Lahatsoratra
Fafana sy Tsanganana
Sary
Bibliôgrafia
Habaka
Takila fandraisana
Mpiara-miasa
Fanontaniana
Fiovàna
|
|
|
|
Teny iditra
ahehy
(
hehy
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny atao
Fanazavàna teny malagasy
Entina mihehy, mikaoka ny tany amin' ny hohontongotra:
Ny tongony no ahehin' ny akoho ny tany
[
Rajemisa 1985
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny
Ny lasa
Ny hoavy
Filaza mandidy
ahehy
ahehiko
ahehinao
ahehiny
ahehintsika
ahehinay
ahehinareo
ahehin'
ahehin-
ahehim-
nahehy
nahehiko
nahehinao
nahehiny
nahehintsika
nahehinay
nahehinareo
nahehin'
nahehin-
nahehim-
hahehy
hahehiko
hahehinao
hahehiny
hahehintsika
hahehinay
hahehinareo
hahehin'
hahehin-
hahehim-
ahehezo
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31