Teny iditra ahetse
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tandroy] bozaka, ahitra: Ro aho añaketse kologe o aombeo fa mboe liea tsy nihinañe / Le milenolenoke avao ty ahetse roa fasana tsiny [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Equivalent de ahitra (Merina). Nom générique des plantes herbacées et surtout des Graminées (Poaceae). [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra heatse

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31